<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>RAVELOMAHARAVO /David RATOVO, Alain RALAMBONDRAINY</author>
<title>TSY HO ZAKA ASAFA35</title>
<lyrics>[V1]
 Raha olon'irery
 No anjakan'ny ota
 Dia tsy ho zaka mihitsy
 Ny eto an-tany eto
 Tsy ho zaka, tsy ho zaka
 Ny eto an-tany eto (bis)

[V2]
 Fa Jesosy Mpamonjy
 No efa nijaly ho anao
 Dia tsy ho very mihitsy
 'Zay mino Azy izao
 Tsy ho very, tsy hovery
 'Zay miho Azy izao (bis)

[V3]
 Atolory ny fiainao
 Ho an'i Jeso irery
 Dia tsy ho resy mihitsy
 Fa Izy homba anao
 Tsy ho resy, tsy ho resy
 Fa Izy homba anao (bis)</lyrics>
<hymn_number>35</hymn_number>
</song>